- Alarobia 27 Martsa 2019
Sport.« IN-SOCCER Inter-Institut » andiany 1 Andro faha-3 anio alarobia etsy amin’ny kianjan’i Mahamasina
Raikitra ofisialy nanomboka tamin’ny alatsinainy 25 martsa 2019 teo ka tsy hifarana raha tsy amin’ny alahady 31 martsa izao ny fifaninanana baolina kitra « IN-SOCCER Inter-Institut » andiany 1 karakarain’ny fikambanana « Jeunes Sport Events » tarihan’ny filohany, Vania Andriamisa.
Hamaky ny tohiny