Sport

Lalaon’ny Nosy 2019 Taranja Malagasy 6 hiofana any Sina


  • Alakamisy 11 Aprily 2019

Atleta Malagasy avy amin’ny taranja 6 hiatrika ny lalaon’ny Nosy 2019 no hiofana any Sina hanohy ny fampivondronana azy ireo,

 

 

 hanomboka ny 01 ka hatramin’ny 30 jona 2019 izao, dia ny avy amin’ny Athletisme, Haltérophilie, Tennis de Table, Judo, Natation ary Badminton, araka ny nambaran’ny minisitry ny fanatanjahantena, Tinoka Roberto, ary nohamafisin’ny DGS,  Rosa Rakotozafy, tamin’ny talata teny amin’ny Ans Ampefiloha. Araka ny efa nambaran’ity minisitera ity tany dia hihazo avy hatrany an’i Maorisy ireto atleta ireto rehefa mahavita an’io fiofanana io.

 

Ntsoavina Evariste

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT