• Alatsinainy 25 Martsa 2019
Sport.Fifanintsanana CAN 2019 Resin’i Sénégal 2-0 i Madagasikara

Lavon’ny Lions de Terenga Sénégal 2-0 ny Barea Madagascar tamin’ny alin’ny sabotsy 23 martsa, tany amin’ny kianja Lat Dior any Thiès Sénégal,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 25 Martsa 2019
Sport.Faha-15 taonan’ny ABQ Voatsodranotenyamin’nyChapelleSoavimbahoaka

Voatso-dranon’ny Ray ara-panahy, MaoperaAuguste, soaman-tsara tao anatin’ny lamesa natao teny amin’nyChapelle Info Centre de la Salle teny Soavimbahoaka ny sabotsy 23 martsa 2019 teo ny fanombohan’ny fankalazan’ny ABQ “Association du Bas Quartier”

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 22 Martsa 2019
Sport.Atletisma-15 km de Tanà Hiverina indray 8 taona aty aoriana

8 taona indray atyaoriana, hoy ny filohan’ny seksion’ny taranja atletisma eto Antananarivo-Renivohitra Rtoa Nivo Rakotoson,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 22 Martsa 2019
Sport.Jeunes Sport Events Hikarakara ny « IN­­-SOCCER Inter-Institut » andiany 1

Ho fitarihana ny tanora mpianatra hanao sy ho tia spaoro dia hikarakara ny hetsika baolina kitra « In-Soccer Inter- Institut » andiany voalohany ny fikambanana « Jeunes Sport Events »

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 21 Martsa 2019
Sport.Barea sy Sénégal sy ny fifanintsanana CAN 2019 Manana ny heviny ny mpitia baolina kitra Malagasy

Ho tanterahina any amin’ny kianja Lat Dior any Thiès Sénégal amin’ny sabotsy 23 martsa 2019 ho avy izao amin’ny 10 ora alina eto Madagasikara ny lalao

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 21 Martsa 2019
Sport.Kitram-pirahalahiana iraisam-pirenena Voatanan’ny Uscafoot Analamanga ady sahala ny Mahorais

Voatanan’ny ekipan’ny Uscafoot Analamanga ady sahala 1 - 1 ny ekipam-pirenena Mahorais tamin’ny lalaom-pirahalahiana iraisam-pirenena nifanaovan’izy ireo tetsy

Hamaky ny tohiny
FTT