• Zoma 05 Aprily 2019
Sport.Fikambanana JSE Nankasitraka ny ben’ny tanàna Lalao Ravalomanana

Nanolotra amboara lehibe ho an’ny ben’ny tanànan’Antananarivo-Renivohitra (CUA), Lalao Ravalomanana, vokatry ny fanampian’ity farany ny lalao ara-panatanjahantena Foot à 11 nokarakarainy ny fikambanana JSE « Jeunes Sports Events »tamin’ny 25 -31 martsa lasa teo, izay notanterahana tetsy amin’ny kianjan’i Mahamasina.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 04 Aprily 2019
Sport.Basket-ball vehivavy Malagasy Mizotra tsara ny fanomanana ny lalaon’ny nosy 2019

Mizotra tsara ankehitriny ny fanomanan-tena ataon’ny ekipam-pirenena vehivavy Malagasy taranja basket-ball tarihan’ny mpanazatra mirahalahy Ndranto (Mb2All) sy Mémé (Asa Analamanga) hiatrika ny lalaon’ny nosy 2019 hatao any Maorisy amin’ny volana jolay ho avy izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 04 Aprily 2019
Sport.Rakoto Grenat - Moramanga Mitohy ny fanampiana ny mpiara-belona sahirana

Nanohy ny asa soa mahazatra azy amin’ny fanampiana an’ireo olona sahirana any ambanivohitr’i Moramanga Atoa Rakoto Grenat mpandraharaha avy any Ambohitranjavidy Moramanga sy ny fianakaviany ary ny mpiara-misehatra aminy.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 04 Aprily 2019
Sport.Volley-ball Tompondakan’i Afrika Manana roa andro hanarenana ny fahavoazany ny Gnvb Malagasy

Nanomboka tamin’ny alatsinainy 01 aprily teo ka tsy hifarana raha tsy ny 11 aprily izao ny fifaninanana fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika eo amin’ny ekipa tompondaka andiany faha-38 eo amin’ny taranja volley-ball sokajy lehilahy tontosaina any Le Caire any Egypte.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 02 Aprily 2019
Sport.Baolina kitra eny amin’ny fokontany Natao hiarovana ireo tanora tsy hanaotao foana

Mba hiarovana ireo tanora eto amintsika tsy hidoroka mahadomelina na hirona amin’ny fangalarana rehefa tsy misy hatao dia nosokafana ny

Hamaky ny tohiny
  • Talata 02 Aprily 2019
Sport.Ekipa voafantin’ny Abq Rugby Miditra amin’ny fampivondronana

Mpilalao rugby mpikambana ao amin’ny Abq « Association du Bas Quartier » niisa 120 no niditra amin’ny fampivondronana teny amin’ny kianjan’Androhibe,

Hamaky ny tohiny
FTT