Sport

Barean’i Madagasikara Tokony hahazo 2 miliara ariary, raha kely indrindra


  • Talata 16 Aprily 2019

Ho fanatsarana ny tontolon’ny baolina kitra aty afrika dia fanapahan-kevitra noraisin’ny avy eo anivon’ny kaonfederasionina na ny CAF ny hanolotra lelavola mitentina 600.000 dolara na 2 124 000 000 ariary avy ireo ekipam-pirenena miisa 24 handray anjara amin’ny tompondakan’i Afrika izay atao any Ejipta ny 21 jona ka hatramin’ny 19 jolay izao.

 

Mitentina 4,5 tapitrisa dolara kosa no omena ny ekipa tompondaka. Fara faha keliny izany dia tokony hitondra 600.000 dolara mody ny barean’I Madagasikara. Raha tsiahivina ny fifaninana farany ny taona 2017 teo dia mitentina 4 tapitrisa dolara no azon-drizareo kameroney izay tompondaka, 2 tapitrisa no azon’ny ejiptianina, laharana faharoa. 1,5 tapitrisa no an’ny fahatelo sy fahaefatra.

J. Mirija

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT