Sport

Tenisy ambony latabatra Manoman-tena mafy ny Malagasy


  • Alatsinainy 15 Aprily 2019

Hanana solontena 2 ny Malagasy amin`ny fiadiana ny tompondaka erantany eo amin’ny taranja tenisy ambony labatatra hatao ny 21 hatramin` ny 28 aprily izao,

 

 

 any Hongrie  ary mpilalao 12 miaraka amin’ny mpanazatra 2 sy ny filohan’ny federasiona, Ambinitsoarivo Jean Herley kosa no delegasiona Malagasy eo amin’ity taranja ity hiatrika ny lalaon’ny nosy 2019 hatao atsy Maorisy (19 -28 jolay 2019). Amin'ny maha mpiahy an’ity taranja ity azy dia noraisin'ny minisitry ny harena ankibon'ny tany sy ny loharanonkarena stratejika, Fidiniarivo Ravokatra teny Ampandrianomby ny delegasiona avy amin'ny taranja tenisy ambony latabatra ny faran`ny herinandro lasa teo ka nankahery sy nanolotra ho azy ireo lelavola 6 tapitrisa ariary ho fanampiana amin'ny fanomanana hiatrehana ny lalao.

 

 

Marigny A.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT