- Alatsinainy 01 Aprily 2019
Sport.“In-Soccer Inter-Institut” andiany voalohany Ny mpianatry ny DEGS no tompondaka
Nifarana omaly alahady 31 martsa 2019 tetsy amin’ny kianjan’i Mahamasina ny andiany voalohany tamin’ilay hetsika In-Soccer andiany voalohany nokarakarain’ny fikambanana JSE “Jeunes Sport Events tarihan’Andriamisa Vania.
Hamaky ny tohiny