Sport

Rugby TAMI 15 taona Lalao no tontosa hatramin’ny farany


  • Alakamisy 02 Mey 2019

Lalao tamin’ireo lalao 6 voafaritra tao anaty fandaharana no tanteraka hatramin’ny farany omaly alarobia 01 mey teny aminin’ny kianjan’Alarobia teo amin’ny fanamarihany ny fikambanana TAMI “Tanora Antananarivo MIray”

 

tarihan’i Hery Rasta “Ratsiazonarivo Herman”  ny faha-15 taona nitsanganany. Tsy nisy araka izany ny  lalao fihantsiana saika hifanandrinan’ny Jsta Ambondrona sy ny Afa Ankazomanga. Ny Coa Ambanidia sy ny  Crai Ambalavao sary ny XV  Cn kosa no nibata ireo amboara tsirairay avy sy ny lelavola natao solona omby teo amin’ny sokajy D-1.

Ny Vokatra rehetra azo :

Sokajy D-2 : XV Stone 13 - 24 Coa Antaninandro  ; Zaza Marolahy 14 – 14 Tmv.

Sokajy D-1 elite 2 : Smra Anosibe 13 -  19 Coa Ambanidia   ;  Fitam Miandrarivo 18 - 51 Crai Ambalavao  ;  XV Black Vy 03  - 11 XV  Cn Saribao

 

Ntsoavina Evariste

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT