Sport

Fifaninanana Moto Scooter Red Dog Hangotraka indray ny eny Imerintsiatosika


  • Alakamisy 02 Mey 2019

Hangotraka indray ny eny Imerintsiatosika fa ho tontosaina eny amin’ny Circuit Srk “Serana Racing kart” eny an-toerana, amin’ny alahady 5 mey 2019 ho avy izao,

 

 

 ny andiany faha-2 amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara 2019 taranja scooter 2019  karakarain’ny fikambanana Red Dog Scoot  tarihan’ny filohany, Harison Andriambololona, ary ho eo ambany fiahian'ny FMaM “Féderation Malgache de Motocyclisme”. Ankoatra ny fanatanterahana fifaninanana  hoan’ny “Catégorie B, Cat A, Cat Espor, Cat feminine ary ny Cat  Catal dia hisy koa ny « demonstration figure moto” isan karazany ao anatin’izany.

 

Ntsoavina Evariste

 

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT