Sport

Fikambanana TAMI 15 taona Hikarakara lalao rugby rahampitso 1 mey 2019


  • Talata 30 Aprily 2019

Ao anatin’ny fanamarihany ny faha-15 taona nitsanganany dia hikarakara lalao rugby goavana etsy amin’ny kianja

 

 

monisipalin’Alarobia rahampitso alarobia 1 mey 2019 ny fikambanana TAMI “Tanora Antananarivo MIray”  tarihan’i Hery Rasta “Ratsiazonarivo Herman”  izay hisian’ny fanolorana omby 3 be izao ao anatiny.

Lalao sokajy D-2

7:30- XV Stone Anosibe # Coa Antaninandro

9:00-Zaza Marolahy Ankasina # Tmv La Haute

Ady omby sokajy D-1 elite 2

10:30-Smra Anosibe # Coa Ambanidia

12:00-Fitam Miandrarivo # Crai Ambalavao

01:30-XV Black Vy # XV  Cn Saribao

Lalao Fihantsiana D-1 elite 1

03:00-Jsta Ambondrona # Afa Ankazomanga

 

Ntsoavina Evariste

 

 

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT