Sport

Baolina kitra vehivavy DEFF3 Ny andro faha-6 rahampitso no hamaritra izay ho tompondaka


  • Zoma 17 Mey 2019

Ny andro faha-6 farany hotontosaina eny amin’ny kianjan’i Carion rahampitso sabotsy 18 mey 2019 no hamaritra sy hahafantarana izay

 

ho tompondakan’i Madagasikara 2018 amin’ny fifaninanana baolina kitra vehivavy Diviziona Elite Malagasy ka ho karazana famaranana lehibe mihitsy ny lalao farany hifanandrinan’ny Ac Sab Nam Analamanga sy ny Askam Itasy izay manana isa mitovy ankehitriny.

Fandaharan-dalao sabotsy 18 mey 2019 :

08:00-Ascuf # Prescoi ; 10:00-Som # Comato ; 12:00-Mifa # Asot ;  14:00-Ac Sab Nam # Askam.

Voka-dalao andro faha-5 alakamisy 16 mey 2019 :

Asot Analamanga 1  - 3  Som Boeny ; Ac Sab Nam Analamanga  2 – 1 Ascuf Matsiatra Ambony ; Prescoi Vaknà 1 – 2 Mifa Analamanga ; As  Comato Atsimo Andrefana 1 – 4 Askam Itasy.

 

Ntsoavina Evariste

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT