- Alarobia 10 Aprily 2019
Sport.Fifidianana filohan’ny FMF vaovao Nokianin’ny minisitra ny ekipan’i Atallah Beatrice
“Raha ny resaka fifidianana izay ho filohan’ny FMF “Federasion’ny Baolina Kitra Malagasy”
Hamaky ny tohiny“Raha ny resaka fifidianana izay ho filohan’ny FMF “Federasion’ny Baolina Kitra Malagasy”
Hamaky ny tohiny47 taona aty aoriana, sambany vao nisy fanavaozana tao amin’ny ANS « Academie Nationale des Sports » etsy Ampefiloha dia ny fampitaovana ny efitranon’ny mpianatra nahitana kidoro miisa 167 sy TV LED ecran plat miisa roa.
Hamaky ny tohiny“Raha eo amin’ny lalao 1/4-dalana no mahazatra antsika fanaovana antsapaka amin’ny fanohizana ny fifaninanana “Telma Coupe de Madagascar” isan-taona, hoy ny tale teknikan’ny FMF,
Hamaky ny tohinyAmin'ny maha minisitra mpiahy ny taranja atletisma ny minisitry ny toekarena sy ny fitantanam-bola dia tonga nijery ny fanazaran-tenan'ireo atleta hiatrika ny JIOI 2019 miisa 41 (16 vehivavy ary 25 lehilahy izay mizarazara ao antin'ny 100m-400m-1000m-1500m- ary semi-marathon)
Hamaky ny tohinyAo anatin’ny taranja 14 izay hifaninanana any amin’ny lalaon’ny Nosy, hotanterahina any amin’ny Nosy Maorisy amin’ny volana jolay 2019
Hamaky ny tohinyLavon’ny Uirc Fivondronana tamin’ny isa (39 – 29) tamin’ny alahady 7 aprily teo tetsy amin’ny kianjan’i Mahamasina ny fileovana Tam Anosibe teo amin’ny “match de défi” nokarakarain’ny Malagasy
Hamaky ny tohiny