Sport

Nicolas Dupuis tetsy Mahamasina 10 andro mialoha ny CAN no hivoaka ny lisitr’ireo mpilalao 23


  • Zoma 24 Mey 2019

Tsapako ny firaiketany amin’ny kliobany ka nisafidianan’i Baggio ny tsy handeha ho any Frantsa hiatrika ny fampivondronana ny Barea hanomana ny CAN 2019, hoy ny mpanazatra nasionalin’ny Barea, Nicolas Dupuis tetsy amin’ny kianjan’i Mahamasina omaly.

 

 

 Hiaraka aminay anefa izy amin’ny fisehoan’ny Barea amin’ny mpijery baolina Malagasy amin’ny 2 sy 9 jona ho avy izao  mialoha ny handehanana any Maroc  ny 08 jona aorian’izay. Eto Madagasikara, 10 andro mialoha ny fiatombohan’ny CAN 2019 no havoaka ofisialy ny lisitra farany an’ireo mpilalao 23 handrafitra ny Barea ho any Egypte. Mikasika an’ireo ekipa iray vondrona amin’ny Barea dia nambarany fa i Nigeria no sangany ao amin’ity vondrona B ity. Adintsika amin’ny Guinée sy Burundi ny fiakarana amin’ny ampahavalon-dalana ary ho tafita amin’izany isika fa hanao izay ho afany izaho sy ireo mpilalao. Izaho no hitarika ny Barea any amin’ny CAN fa  i Franklin kosa hanomana ny Barea hiatrika ny CHAN 2019. Tsy azo hoentina any Egypte avokoa ny rehetra.

 

Ntsoavina Evarisite

 




Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT