Sport

Iker Casillas Miady amin` ny homamiadana ny vadiny


  • Talata 28 Mey 2019

Fantatra fa miady amin` ny homamiadana ny vadin`ilay mpiambina harato malaza Iker Casillas, Rtoa Sara Carbonero,

 

 

amin` izao fotoana izao. Ity vadiny ity moa no nanambara izany mivantana tamin` ny tambajotra sosialy fa marary miady amin` ny homamiadana izy. Herinandro vitsy monja taorian’ ny nahenoina fa hijanona amin` ny baolina kitra i Iker Casillas noho ny aretim-po nihatra taminy dia misedra ny ady mafy izao indray.

Marigny A.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT