Sport

Rugby « Roi du Quartier » Nahery ny Ftm Manjakaray


  • Talata 18 Jona 2019

Rugby « Roi du Quartier » Nahery ny Ftm Manjakaray

 

 

 

Lasan’ny Ftm Manjakaray ny amboaran’ny fifaninanana rugby « Roi du Quartier » nokarakarain-dry zareo niaraka tamin’ny Cosfa sy ny Malagasy Rugby  raha nandresy ny Tfa Anatihazo tamin’ny isa 32 – 23 izy  tamin’ny alahady 16 jona 2019 tetsy amin’ny kianjan’i Mahamasina. Ny Tfa Anatihazo no nitarika an’isa 16-12 teo am-pialan-tsasatra ary nifanenjehana hatrany ny isa hatramin’ny fiafaran’ny lalao  izay tena nampitsanga-nitoetra ny mpijery tonga indray tao Mahamasina.

Ireo vokatra rehetra azo tamin’ny alahady : Mangart 27 – 11 Hiza 17 ; Scb 33  Asa Amboma16 ; Afa 15 – 28 Ftba ; Ftm 32 – 23 Tfa.

 

Ntsoavina Evariste

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT