Sport

Andrianantenaina Abel Anicet Mpilalao nahazo amboara voalohany any amin’ny CAN 2019


  • Alatsinainy 24 Jona 2019

Mpilalao nahazo amboara voalohany any amin’ny CAN Egypte 2019 ilay Malagasy Abel Anicet irakiraka ao amin’ny Barean’i Madagasikara milalao ao amin’ny klioban’ny Pcf any Bulgarie.

 

Voahosotry ny CAF “Confederation Africaine de Foot-ball” ho “Homme du  match” izy tamin’ny fihaonan’ny Syly Gineana sy ny Barea Malagasy tao amin’ny kianjan’Alexandrie tamin’ny sabotsy 22 jona teo. Heverina fa mbola ho maro ireo mpilalao Malagasy hametraka tantara tsara eo amin’ity fifaninanana ity na dia maro aza ny fanakianana mahazo azy ireo, indrindra ao anaty tambajotran-tserasera isan-tsokajiny. Efa mba afaka kosa izay ny antsoin’ny vazaha hoe “Track” teo am-panombohana ny fifaninanana ka mba hisosa tsara amin’izay ny hatao rehetra.

 

Ntsoavina Evariste

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT