Sport

Barean’i Madagasikara


  • Zoma 21 Jona 2019

Noraisina tamin’ny fomba ofisialy amin’ny maha mpifaninana amin’ny amboaran’i Afrika azy tao Ejipta omaly ny ekipam-pirenena malagasin’ny baolina kitra na Barean’i Madagasikara.

 

 

Nomena azy ireo, araka izany, ny toromarika rehetra ilaina mandritra ny fiatrehana ny CAN.

Andro iraisam-pirenena ho an’ny Yoga

Anio no fotoana etsy amin’ny Esplanade Analakely hankalazana ny andro iraisam-pirenena ho an’ny Yoga. Raha tsiahivina, taranja iray natao hanenana ny rarintsain’olombelona izy io ary iarahan’ny oniversiten’Antananarivo sy ny masoivohon’i Inde mikarakara.

Fiainam-pirenena

Herivelona maromaro eto amin’ny firenena anio no hifampitaona ery amin’ny villa Elizabeta Ivandry hidinika momba ny fiainam-pirenena. Araka ny fanazavana, fanontaniana lehibe apetraka amin’io fotoana io ny hoe sahaza an’i Madagasikara ve izao toerana misy azy izao ?

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT