• Talata 11 Jona 2019
Sport.Barean’i Madagasikara Nahazo 700 tapitrisa ariary

Feno dia feno ny fandaharam-potoanan’ny Barean’i Madagasikara mandalo eto Madagasikara ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 11 Jona 2019
Sport.Rugby MijoroA 2019 Feno hipoka i Mahamasina

Fahombiazana tanteraka no azo ilazana ny hetsika lalao rugby nokarakarain’ny Association MijoroA tamin’ny alahady 09 jona 2019 lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 11 Jona 2019
Sport.Atletisma Tompondakan’i Madagasikara sokajy tanora Nahery ny ekipan’ny GST sy ny ligin’Atsimo Andrefana

Ny ekipan’ny Gst “Groupe Siteny Toliara” sy ny ligin’Atsimo Andrefana no nisongadina teo amin’ny fahazoana medaly betsaka

Hamaky ny tohiny
  • Talata 11 Jona 2019
Sport.Tenisy - Rafael Nadal In-12 nandrombaka ny amboara tao Roland Garros

Fanindroambiafolony izao no nandrombahan’ilay mpilalao tenisy Espaniola Rafael Nadal ny fifaninanana Roland Garros ao Paris.Tena mafy i Rafa, izay no ambentin-tenin’ny rehetra nanaraka ny lalao ny alahady lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 07 Jona 2019
Sport.Basikety - Tompondaka N1 B 2019 Hangotraka ny ampahefa-dalana anio zoma

Hangotraka ireo lalao ampahefa-dalana amin’ny fifaninanana basikety fiadiana ny ho tompondakan’ny sokajy N1 B 2019 anio zoma 07 jona any Tsiroanomandidy :

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 06 Jona 2019
Sport.Grand Maitre Avoko 40 taona nanaovana Kung-fu

Tany Ambositra fony izy vao 7 taona monja no niditra nanao Kung-Fu i Avoko Rakotoarijaona.

Hamaky ny tohiny
FTT