Sport

Nicolas Dupuis Hanova stratejia amin’ny fihaonan’ny Barea manaraka


  • Talata 25 Jona 2019

Hiova hafa mihitsy ny firafitry ny Barean’i Madagasikara amin’ny fihaonana amin’i Burundi ny 27 jona izao ao anatin’ny fiadiana ny tompondakan’i Afrika amin’ny baolina kitra atsy Ejipta,

 

 

raha ny fanazavan’ny mpanazatra ny ekipam-pirenena Malagasy, Nicolas Dupuis. Hiova ihany koa ny stratejia satria tsy mitovy ny filalaon-drizareo Borandey sy ny Gineanina, izany nihaona tamintsika tamin’ny andro voalohany. Manana filalao mirindra ary azo lazaina ho mpifanandrina matanjaka ny Burundi , hoy ny fanazavany, saingy tsy sakana handresena azy izany. Ity lalao amin’ny alakamisy ity rahateo no hany antoka ambony hananana fanantenana hiakarana any amin’ny ampahavalon-dalana.

J. Mirija

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT