- Alakamisy 20 Jona 2019
Sport.Neymar Junior Sady naratra indray no voasazin’ny UEFA
Naratra indray tamin’ny fihaonana ara-pirahalahiana nikatrohan’i Brésil sy Qatar tamin’ny 6 jona teo i Neymar ka tsy afaka niatrika ny Copa America 2019 tontosaina any amin-dry zareo ankehitriny.
Hamaky ny tohiny