CAN Orange Kitra 2019 Hiditra amin’ny 1

4-dalana sy 1


  • Alarobia 10 Jolay 2019

Hiditra amin’ny lalao ampahefa-dalana sy manasa-dalana ihany koa amin’ny sabotsy 13 jolay 2019 ny fifaninanana CAN Orange Kitra 2019 fanafanana ny lalao CAN tontosaina any Egypte izay

karakarain’ny ALFA “Analamanga League Football Association” tohanan’ny orinasan-tserasera Orange Madagasikara. Etsy amin’ny kianjan’i Mahamasina hatrany no hanatontosana an’ireo lalao ireo.

Vokatry ny lalao ampahavalon-dalana notontosaina tamin’ny alahady 08 jolay teo :  Rmd (Namibie) (7) 0-0 (8)  Hero Foot (Angola)  ;  As Mia (Rd Congo)  0 – 2 Fc Morarano (Algerie)  ;  Fc Nhisi (Burundi) (3) 0-0 (1) Rfb Zamia (Benin) ; Garage Radom (Ougadan) 0 – 1 Ouest Mananjara (Guinee-Bissau) ; Net Foot (Nigeria) (3) 1-1 (1) Five Fc (Kenya) ; Les Elites (Senegal) 2 – 0 Mandrangombato (Zimbabwe) ; Cf Tfc (Mali) 1 – 0 Fc Talents (Afrique du Sud) ; Mi 20 (Cameroun) 1 – 0 Us Pro Academie (Tunisie).

Marihina fa ny As Jeunes Mada (Madagascar) dia nihintsana tany amin’ny andro fahatelon’ny fifaninanana.

 

Ntsoavina Evariste

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT