Sport

Basket Asief Analamanga 2019 Mitohy hatrany etsy Mahamasina


  • Alarobia 31 Jolay 2019

Mitohy hatrany ary hiditra amin’ny andro faha-6 ankehitriny ny fifaninanana Basikety fiadiana ny ho tompondakan’ny Asief Basket Analamanga taona 2019.

 

 Etsy  amin’ny kianja ivelan’i Mahamasina hatrany no hanatanterahana an’izany hetsika izany hatreto ary tonga manara-maso izany tsy tapaka ny filohan’ny seksion’ny Basket Asief Analamanga, Atoa Rabemananjara Fenomanana.

 

Voka-dalao andro  faha-5 notontosaina tamin’ny faran’ny herinandro teo :

Medd  51 – 46  Mpae 2 

Mjs 32 – 51 Capsat 

Justice 34 – 45

Msp 40 – 54

Maep 47 -37 Mppsp 

Sgmaef 40 – 51

Mesupres 45 – 23 Prm 

Dgfag 35 – 37 Prima

Mmrs 43 -  68 Mcci  

 Douane 20 – 54 Midi  

Mahtp 43 -  45 Prm  

Ltp 36 – 48 Dgc.

 

Ntsoavina Evariste

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT