Sport

Volley Asief Analamanga Hiditra amin’ny andro faha-7 amin’ny faran’ny herinandro izao


  • Alakamisy 01 Aogositra 2019

Hiditra amin’ny andro faha-7 amin’ny faran’ny herinandro izao ny fifaninanana Volley-ball fiadiana ny ho tompondakan’Analamanga 2019.

 

 

 

Lalao izay hotanterahina etsy amin’ny kianja ivelan’i Mahamasina toy ny mahazatra hatreto.

Fandaharan-dalao :

Kianja 1 : 7:30 –Prm # Tresor ; Medd #  A.n ; Justice # Pbzt

Kianja faha-2 : 7:30-Dgfag # U.a ; Meeh #Senat ; Sante # Mjs

Voka-dalao andro faha-6 tamin’ny sabotsy 27  jolay 2019 :

Mdn – Prm (seta 3-0) ; Pbzt – An (seta 3-0) ; Jirama - Meeh (seta 3-0) ; Mjs – Ua (seta 3-0) ; Menetp-Dgfag (seta 3-0)

 

Ntsoavina Evariste

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT