Sport

Trophée Red Dog Scoot 2019 Hahazo Moto Scooter izay tsara vintana


  • Alarobia 31 Jolay 2019

Hikarakara fifaninanana hazakazaka moto indray, eny SRK Imerintsiatosika amin’ny alahady 4 aogositra izao, ny “Club Red Dog Scoot” tarihan’ny filohany, Andriambololona Harison,

 

 

  ary eo ambany fiahian’ny FMaM “Federation Malagasy Auto Moto”. Ankoatr’ ireo  fifaninanana hazakazaka scooter mahazatra handraisan’ny sokajy 5 anjara dia ny “Catégorie B”, “Cat Espoir”, “Cat  feminine”, “Cat A” ary ny ”Cat Catal” dia  hampiavaka an’’ity hetsika  indray mandeha ity ny mety    hahazoan’izay tsara vintana moto scooter  iray ho an’izay tsara vintana  amin’ny alalan’ny fisarihana ny tombola hamidy 2000 ariary eny an-toerana miampy loka maro samihafa ihany koa.

 

Ntsoavina Evariste

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT