Sport

Rallye du Boeny 2019 30 no isan’ireo ekipazy handray anjara


  • Alarobia 14 Aogositra 2019

Fantatra izao fa mahatratra 30 ireo ekipazy handray fiaingana ao amin’ny PC Karon-Sômabeach Mahajanga rahampitso alakamisy 15 aogositra 2019.

 

 

 

 I Ranto Harinaivo no hiaraka amin’i Tahina Razafinjoelina izay nandrombaka an’ity rallye du Boeny ity tamin’ny taon-dasa raha niaraka tamin-dRtoa Baovola vadiny izy tamin’izany. Ny fiara Subaru Impreza Vidy Varotra n°1 ao amin’ny “Classe M12” no hoentin’izy ireo. Tazana ao anaty lisitra daholo ireo kalaza toa an-dry Nirina sy Alcazaria Jr (Peugeot 206 n°17), ry Teddy sy Herman (Ford Ranger n°13), ry Hery Be sy Lala (Mitsibishi Evo X n°4), Rivo sy Ando (Subaru Impreza n°2), Haja Danielson sy Rivo (Ssangyong Musso n°69), Tanjona sy Patblock (Subaru Impreza n°65),  Davonjy sy Tsilavo (Foton Tunlands n°12), L’Africain Blanc sy Eric (Subaru Impreza n°15), sns…

 

Ntsoavina Evariste

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT