Sport

Basket 3 x 3 Malagasy hiatrika ny Lalao Afrikanina 2019 Nanainga tamin’ny 2 maraina ho any Maroc


  • Zoma 16 Aogositra 2019

Nahazo fampitaovana tamin’ny Telma sy tso-drano avy amin’ny filohan'ny FMBB, Ramaroson Jean Michel, tetsy amin’ny lapan’ny

 

fanatanjahantena Mahamasina tamin’ny alarobia 14 aogositra teo ny delegasionina Malagasy hiatrika fifaninanana Basket 3 x 3 sokajy U 23  zatovolahy any amin’ny  Lalao Afrikanina 2019 andiany faha-12  hotontosaina any Maroc ny 19-31 aogositra izao.

- Mpitarika ny delegasiona : Mihary Randriana ;  Mpanazatra : Deda Randrianarivelo ;  - Mpitsara : Antonio Fernand  ;  Mpilalao : Livio Ratianarivo (c), Elly Randriamampionona, Fiary Rakotonirina, Arnold Solondrainy. Aninkeheo maraina tamin’ny 02 ora izy ireo no niala teto an-tanindrazana.

 

Ntsoavina Evariste

 

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT