Sport

Kianja Rabemananjara Mahajanga Tena efa mila soloina ny bozaka Sentetika


  • Talata 13 Aogositra 2019

Ankoatra ny fefy manasaraka ny kianja sy ny mpijery ilaina amin’ny lalao iraisam-pirenena sy ireo toerana fijerem-baolina (tribune sy gradin) izay tena mila fanavaozana goavana ao amin’ny kianja Rabemanjara Mahajanga

 

 

 

 dia tazana efa mihasimba ihany koa ny bozaka sentetika misy ao amin’ity kianja ity izay efa tany amin’ny taona 2009 tany no nitokanana azy. Tafaresaka fohy tamin-dRabemanjara Alban na i Babà mpilalao fahiny tao amin’ny Sotema Mahajanga ary tao amin’ny ekipam-pirenena Malagasy ny Club M fahiny ihany koa sady mpikarakara teo aloha an’ity kianja sentetikan’i Mahajanga ity ny solontenan’ny gazety Tia Tanindrazana nandalo tany an-toerana ka nilazany mazava fa efa misotro ronono ankehitriny ny tenany nefa mbola miasa ao amin’ity kianja ity ihany saingy efa ny kaominina an-drenivohitr’i Mahajanga manontolo ankehitriny no misahana ny fikarakarana an’ity kianja sentetika voalohany natsangana teto Madagasikara ity. « Tena efa mila ho soloina tanteraka ankehitriny io bozaka sentetika eto amin’ity kianja Rabemanjara ity, hoy izy, fa efa trotraka na dia mbola ananana maro aza ny akora fikarakarana azy io.

 

Ntsoavina Evariste

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT