Sport

Amboara ASIEF Analamanga 2019 Tontosa ny famaranana Volley sy Basikety


  • Zoma 16 Aogositra 2019

Tontosa tetsy amin’ny Lapan’ny kolontsaina sy fanatanjahantena Mahamasina tamin’ny alarobia 14 aogositra teo ireo lalao famaranana ny fiadiana ny Amboara “Coupe ASIEF Analamaga 2019” teo amin’ny taranja volley-ball sy basket-ball.

 

 

 

 Teo amin’ny volley-ball ary dia norombahin’ny ekipan’ny TRESOR  nandresy tamin’ny seta 3-0 ny MDN ny amboara ary teo amin’ny taranja basikety baolina sokajy Vétéran kosa : MEED 73 – 50 PRIMATURE ; sokajy Vehivavy : MDN EMGAM 75 – 43 JUSTICE ; sokajy Jeune : PRM 54 – 60 PRIMATURE. Nanotrona sy nanolotra ny amboara ny filoha nasionalin’ny ASIEF Atoa Jean Aimé Botosera “John Love”.

 

Ntsoavina Evariste/Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT