Sport

Tompondaka 2019 Basket Asief Analamanga Nahazom-bokatra ny andro faha-10


  • Talata 20 Aogositra 2019

Tontosa tamin’ny faran’ny herinandro lasa teo, teny amin’ny kianja ivelan’i Mahamasina, ny andro faha-10

 

 

  amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’ny fifaninanana  Basket Asief Analamanga taona 2019 ka nahazoam-bokatra tahaka an’izao manaraka izao :

Sokafy tanora : Prm 1   37 -  73 Mentp  ;  Mtefpls 00 – 20   Maep 1  ;  Douane 39 – 54 Dgcf  ;  Mesupres  47  - 66 Ua  ;  Meed 54  - 45 Mahatp  ;  Mica 45 – An 69    ; Mcc 1  49  - 64 Prm 2   ;   Justice 51  -  40 Maep 2   ;   Mjs 58 – 54   Mid  ;   Mptdn 00 – 20 Msp   ;  Primature 55 -  38 Infp  ;  Sante 54 – 60 Capsat   ;  Enam 33 -  43 Dgfag   ;  Ltp 00 -  20 Mttm.

Ntsoavina Evariste

 

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Tsindrin'i Etazonia
  • Talata 28 Aprily 2026

momba ny Mondial 2026

  • FANATANJAHANTENA
  • Talata 28 Aprily 2026

AN-TSEKOLY

  • Disadisan'ny
  • Alatsinainy 27 Aprily 2026

Federasiona sy ny Mpitsara

  • Kianja BAREA Mahamasina
  • Zoma 24 Aprily 2026

Telo andro ho an'ny Fanatanjahantena

  • Kianjan’i Mahamasina
  • Alarobia 08 Aprily 2026

Kasaina hovaina bozaka

  • Kintan'ny Kitra Malagasy
  • Alatsinainy 16 Martsa 2026

Nodimandry i Dezy Ramasy

Hijery ny tohiny
FTT