• Alatsinainy 05 Aogositra 2019
Sport.Kitra CHAN 2020 Tafita ny BAREA…

Tafita any amin’ny dingana faha-3 amin’ny fifanintsanana baolina kitra CHAN 2019 na fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika ho an’ny

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 05 Aogositra 2019
Sport.Olan’ny tsipy kanetibe Malagasy Miantso ny minisitera hanapa-kevitra ny FSMB

Taorian’ny nahazoan’ny mpitantana FSBM “Federation Sport Boules Malagasy” taratasy fahazoan-dalana avy amin’ny Mjs “Minisiteran’ny tanora sy fanatanjahantena” ka nahafahany nitondra mpilalao tsipy

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 05 Aogositra 2019
Sport.Kick Boxing Fahombiazana ny « Combats de défi »

Tontosa an-tsakany sy an-davany omaly alahady 04 aogositra 2019, tetsy amin’ny kianja mitafon’i Mahamasina, ny hetsika Kick Boxing « Combats de défi » nokarakarain’i Me Alain Michel niaraka tamin’ny klioban’ny Super

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 01 Aogositra 2019
Sport.Cosafa Cup Women 2019 Montsan’i Afrika Atsimo 17-0 ny vehivavy Kaomoriana omaly

Nahazoam-bokatra ny andro voalohany amin’ilay fifaninanana Cosafa Cup Women 2019 notontosaina tao amin’ny kianja “Wolfson Stadium” any Port Elisabeth Afrika Atsimo omaly alarobia 31 jolay 2019.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 01 Aogositra 2019
Sport.Toliara Hananganana fotodrafitrasam-panatanjahantena Goavana

Tonga nitsidika ny toerana hananganana ilay fotodrafitrasam-panatanjahantena lehibe ao Toliara, omaly alarobia 31 jolay 2019, ny minisitry ny tanora sy ny fanatanjahantena,Atoa Tinoka Roberto.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 01 Aogositra 2019
Sport.Volley Asief Analamanga Hiditra amin’ny andro faha-7 amin’ny faran’ny herinandro izao

Hiditra amin’ny andro faha-7 amin’ny faran’ny herinandro izao ny fifaninanana Volley-ball fiadiana ny ho tompondakan’Analamanga 2019.

Hamaky ny tohiny
FTT