Sport

Fifidianana ho filohan’ny FMF vaovao Mbola vonona daholo ireo kandida 5 mirahalahy


  • Alarobia 21 Aogositra 2019

3 andro mialoha ny hanatanterahana ny fifidianana any Ifaty Toliara izay ho tontosaina amin’ny sabotsy 24 aogositra 2019 dia mbola nilaza ho vonona tsara ny hiatrika izany avokoa ireo kandida 5 mirahalahy hifaninanana.

 

 

 Tsy miova ary toy izao manaraka  izao  ny filaharan’izy ireo ao anatin’ny Bileta tokana hampiasaina amin’io fifidianana io :

1- Raoul Arizaka Rabekoto
2 -  Mohamed Abdillah
3- Doda Andriamiasasoa
4 - Hery Rasoamaromaka
5 - Neypatraiky Rakotomamonjy

Ntsoavina Evariste

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT