- Alarobia 10 Jolay 2019
Sport.Lalaon’ny Barea sy Tonizia Hosorohana ny delestazy eto Iarivo, hoy ny Jirama
Hampitomboina ny tanjaky ny herinaratra vokarin’ny Jirama eto Antananarivo ho an’ny rahampitso alakmisy 11 jolay hisian’ny lalao baolina kitra goavana hifanandrinan’i Tonizia sy ny Barean’i Madagasikara eo amin’ny dingana ampahefa-dalan’ny CAN 2019.
Hamaky ny tohiny