- Zoma 09 Aogositra 2019
Sport.Ludovic Ajorque Miandry hantsoina ho Barea
"Nanamafy ny raiko fa manana razambe malagasy ny ao amin'ny fianakavianay. Raha toa ka tsy nandray anjara tamin'ny CAN aho dia misy fotoanany ny zava-drehetra.
Hamaky ny tohiny"Nanamafy ny raiko fa manana razambe malagasy ny ao amin'ny fianakavianay. Raha toa ka tsy nandray anjara tamin'ny CAN aho dia misy fotoanany ny zava-drehetra.
Hamaky ny tohinyNisara-dalana ny filohan’ny kaonfederasionina Afrikanina momba ny baolina kitra na ny CAF dia i Ahmad sy Rtoa Nathalie Rabe,
Hamaky ny tohinyRehefa avy nandray an’ireo mpilalaon’ny ekipam-pirenena vehivavy zandriny Malagasy amin'ny taranja Rugby “Makis junior feminine” notarihan’ny filohan’ny federasiona,
Hamaky ny tohinyNakotroka dia nakotroka tokoa ny nandraisan’ny vahoakan’i Toamasina an’ireo Maherifo avy any amin’iny Faritra Atsinanana iny izay nandray anjara tamin’ny lalaon’ny nosy 2019 farany teo tany Maorisy.
Hamaky ny tohinyTsy misy fahagagana ny fanatanjahantena, hoy ny teknisianina sady efa nitantana kliobana baolina kitra eto Madagasikara, Ndranto Rakotonanahary.
Hamaky ny tohinyTeny amin’ny kianja mitafon’Ankatso, ny alahady 04 aogositra tontolo andro lasa teo no nanatanterahana ny fiadiana ny ho tompondakan’ny ligin’Analamanga eo amin’ny taranja Karate-Do.
Hamaky ny tohiny