Sport

Taranja Basikety Nahazo mpitsara iraisam-pirenena


  • Alakamisy 29 Aogositra 2019

Nahazo Mpitsara Iraisam-pirenena miisa 5 sy « Commissaires » Iraisam-pirenena 2 vaovao hiasa mandritra ny fe-potoana 2019-2021

 

ny taranja basikety Malagasy taorian’ny fanadinana nampanaovin’ny FIBA tamin’ity taona 2019 ity. Nahazo ny diplaoma « Licences FIBA » tandrify azy izy ireo amin’izany :

-“Commissaire FIBA” vehivavy nahazo ny diplaoma N/A : Ralalaharison Tsiry Colombe

-“Commissaire FIBA” lehilahy nahazo ny diplaoma N/A : Ramanarivo Alain

-“Arbitre Addtionnel” lehilahy nahazo ny diplaoma White : Andriamanantsoa Tojonirina Harilala

-“Arbitre Additionnel” vehivavy nahazo ny diplaoma White : Rajonirina Josiane R. Maryse

-Arbitre Green” vehivavy nahazo ny diplaoma White : Andrianiaina Sandratra Noromanitra

-“Arbitre Open” lehilahy nahazo ny diplaoma Black : Davidson Yann Vezo

-“Arbitre Open” lehilahy nahazo ny diplaoma Black : Ranaivoson Haja Maminiaina

 

Ntsoavina Evariste

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT