Sport

Comité de normalisation FMF Voatery hametraka trosa holovain’ny mpitantana vaovao


  • Zoma 30 Aogositra 2019

Na dia nahazo teny fankasitrahana manokana avy tamin’ny solontenan’ny FIFA, Varon Mosengo Omba, nanatrika ny fifidianana FMF natao tany Mangily Belalanda Toliara aza ireo mpikambana ao amin’ny “Comité de normalisation FMF” notarihan’ny filohany,

 

 

 

 Rtoa Atallah Beatrice, nandritra ny kabary famaranana nataony fa nahavita an-tsakany sy an-davany ny andraikitra rehetra napetraka tamin’izy ireo ka azo ambara fa afaka mivoaka amin’ny varavarana lehibe ao Isoraka, dia toa voatery hametraka trosa “arrièrés” holovain’ny Mpitantana vaovaon’ny FMF. Nambaran-dRtoa filohany tany Mangily ihany koa fa tsy handefa  vola fanampiana ny kitra Malagasy intsony ny FIFA sy CAF raha tsy mipetraka amin’ny toerany ny filoha vaovaon’ny FMF.  Voatery miandry, araka izany, ireo rehetra manam-bola amin’ity rafitra ity raha tsy hisy fijerena fepetra manokana ho raisin’izy ireo.

 

Ntsoavina Evariste

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT