Sport

Basikety Tompondaka nasionaly N1 A dingana 2 Hanomboka rahampitso eto Antananarivo


  • Alarobia 04 Septambra 2019

Hanomboka rahampitso alakamisy 5 septambra hitohy ny 6 sy ny 9 ary ny 11 septambra 2019 ny fifaninanam-bondron’ny fiadiana ny ho tompondaka nasionaly eo amin’ny taranja

basikety baolina sokajy N1A Lehilahy sy vehivavy dingana faha-2. Amin’ny 13 ka hatramin’ny 15 septambra 2019 kosa no hanatanterahana ny dingana famaranana, samy etsy amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina avokoa. Ho an’ny sokajy vehivavy dia hahafahan’ny ekipa mpandresy hiatrika ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika eo amin’ny ekipa tompondaka hotontosaina eto Madagasikara amin’ny volana desambra ho avy izao ity fifaninanana ity ary ho an’ny sokajy lehilahy dia hahafantarana izay ekipa Malagasy hiatrika ny BAL « Basketbal Africa League miaraka amin’ny NBA.  

Fandaharan-dalao alakamisy 5 septambra 2019

Grande salle Palais des sports : 09:00-(H) : Cosfa A/Manga # Ecbba Ala/Manga ; 10:45-(H) : Cospn A/Manga # Ascut Ats/na ; 12:30-(D) : Tamifa Am-Mania # Asa A/Manga ; 14:15-(H) : As Fanalamanga Ala/Manga # Cosmos DIANA ;  16:00-(D) : Mb2All Ala/Manga # Jea Vaknà ; 17:45-(H) : Gnbc Vaknà # Ascb Boeny

Petite Salle Palais des sports : 09:00-(H) : Mb2All Ala/Manga # 2Bc A/Jirofo ; 10:45-(D) : Sbbc Boeny # Ascut Ats/na ; 12:30-(H) : Sebam Boeny # Cnaps Itasy

 

Ntsoavina Evariste

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT