- Zoma 16 Aogositra 2019
Sport.Amboara ASIEF Analamanga 2019 Tontosa ny famaranana Volley sy Basikety
Tontosa tetsy amin’ny Lapan’ny kolontsaina sy fanatanjahantena Mahamasina tamin’ny alarobia 14 aogositra teo ireo lalao famaranana ny fiadiana ny Amboara “Coupe ASIEF Analamaga 2019” teo amin’ny taranja volley-ball sy basket-ball.
Hamaky ny tohiny