Sport

Volley-ball Tompondaka « Jeune » Analamanga Nanao pao-droa ny ekipan’ny GNVB


  • Talata 03 Septambra 2019

Tontosa teny amin’ny kianja mitafon’Akorondrano tamin’ny sabotsy 31 aogositra sy omaly alahady 01 septambra 2019 ny dingana famarananan’ny fiadiana ny ho tompondakan’ny ligin’ny taranja volley-ball eto Analamanga eo amin’ny sokajy tanora “jeune”

 

 

 

 Aizay niainga tamin’ny fanatontosana an’ireo lalao 1/4-dalan’ny sokajy Minime vehivavy notohizana tamin’ny ankatoky ny famaranan’ny sokajy Benjamin zazavavy, minime zazalahy, cadette ary minime zazalahy sy zazavavy. Ny famaranana hoan’ny sokajy Benjamin zazalahy sy famaranana sokajy Cadet zatovolahy no notanterahina omaly alahady 01 septambra ka nahazoan’ny ekipan’ny GNVB pao-droa raha nandresy ny Asi Itaosy seta 2-1 ry zareo teo amin’ny sokajy Benjamin ary nampiondrika ny 3fvd kosa teo amin’ny sokajy Cadet lehilahy.

Ntsoavina Evariste

 

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT