Sport

Rugby à XV « Qualification Top 20 2019» Nanjaka Analamanga tany Boeny sy Atsinanana ary Alaotra Mangoro


  • Alatsinainy 09 Septambra 2019

Nitohy tany Ambatondrazaka Mahajanga sy tany Toamasina ny fifaninanana rugby à XV « Qualification Top 20 2019 » tamin’ny

 

 

sabotsy 07 septambra sy omaly alahady 08 septambra 2019 ka araka ny vokatra azo dia nanjakan’ireo fileovana Analamanga 3 nivahiny tany Alaotra Mangoro Boeny sy tany Atsinanana ireo lalao.  Tany Ambatondrazaka : Soe 12 – 03 XV Gona ; Tany Atsinanana : Cnaps 95 – 15 Atsinanana.  Tany Boeny kosa : Asa 39 – 11 XV Boeny.

 

Ntsoavina Evariste

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT