- Zoma 20 Septambra 2019
Sport.Baskety Alley-Hoop 2k19 2019 Vonona ny mpikarakara sy ireo mpilalao ary ny kianja
Tao anatin’ny fanatanterahana ny dinikasa natao tetsy amin’ny “Parking” anatiny etsy amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina tamin’ny alarobia 18 septambra teo no nahatsapana fa efa vonombonona avokoa na ireo mpikarakara notarihan’ny Rdj nahitana ny Taleny, Rasolojaona Tahina “Jay Taxx”,
Hamaky ny tohiny