• Zoma 13 Septambra 2019
Sport.Basikety Tompondaka eran-tany sy N1 A Malagasy Samy hiatrika dingana goavana avokoa anio zoma 13 septambra

Hiatrika ny dingan’ny 1/4-dalana ny fiadiana ny ho tompodakan’i Madagasikara 2019 taranja basikety N1 A lahy sy vavy anio zoma 13 septambra 2019,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 12 Septambra 2019
Sport.Rallye Tour de Tanà andiany faha-19 Mahatratra 30 ireo ekipazy handray anjara

Mahatratra 30 ireo ekipazy handray anjara amin’ny fifaninanana rallye « Tour de Tanà » karakarain’ny klioba Asa Tanà hotontosaina eto

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 12 Septambra 2019
Sport.Rugby Tsinjakabe Hotontosaina amin’ny 15 septambra izao ny andiany faha-III

Raikitra fa hotanterahina eny amin’ny kianjan’i Mahamasina, amin’ny alahady 15 septambra 2019 izao,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 11 Septambra 2019
Sport.Basket Tompondaka N1 A dingana faha-2 Andro faran’ny fifanintsanana anio alarobia

Andro farany amin’ny fifaninanana basikety fiadiana ny ho tompondaka nasionaly 2019 sokajy N1 A lahy sy vavy anio alarobia 11 septambra 2019 mialoha ny hiatrehan’ireo izay tafita hanao ny lalao 1/4-dalana amin’ny zoma.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 11 Septambra 2019
Sport.Rugby Tsinjakabe Hotontosaina amin’ny 15 septambra izao ny andiany faha-III

Raikitra fa hotanterahina eny amin’ny kianjan’i Mahamasina, amin’ny alahady 15 septambra 2019 izao,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 10 Septambra 2019
Sport.Basket Tompondaka N1 A dingana faha-2 Nihoitra teo amin’ny andro faha-3 ny Ascut Atsinanana

Aty amin’ny andro faha-3 amin’ny fifaninanana basikety fiadiana ny ho tompondaka nasionaly 2019 sokajy N1 A lahy sy vavy vao nifoha tamin’ny

Hamaky ny tohiny
FTT