- Alatsinainy 23 Septambra 2019
Sport.Basket Rdj Alley hoop 2K19 Rdj Ny Mb2All lahy sy vavy no handeha ho any Botswana
Norombahin'ny ekipan’ny MB2ALL lahy sy vavy avokoa ny anaram-boninahitra tamin'ilay Fifaninanana basket Rdj 3 x 3 Alley hoop 2K19 andiany faha-2 sokajy U 18 niaraha-nisalahy tamin’ny Fmbb sy ny Orange.
Hamaky ny tohiny