- Talata 03 Septambra 2019
Sport.Volley-ball Tompondaka « Jeune » Analamanga Nanao pao-droa ny ekipan’ny GNVB
Tontosa teny amin’ny kianja mitafon’Akorondrano tamin’ny sabotsy 31 aogositra sy omaly alahady 01 septambra 2019 ny dingana famarananan’ny fiadiana ny ho tompondakan’ny ligin’ny taranja volley-ball eto Analamanga eo amin’ny sokajy tanora “jeune”
Hamaky ny tohiny