Sport

Lalao Asief nasionaly Raikitra ny fifaninana any Antsiranana


  • Alarobia 16 Oktobra 2019

Tamin’ny sabotsy 12 oktobra teo no nosokafana tamin’ny fomba ofisialy tao amin’ny kianja mitafon’Antsiranana ny lalao Asief nasionaly 2019 izay notarihan’ny fikambanana Asief mazava loatra notronin’ny minisitry ny asa,

 

 

 

 ny fampanana asa, ny asam-panjakan ary ny lalàna sosialy sy ny Dgs ao amin’ny minisiteran’ny tanora sy fanatanjahantena ary ireo olo-manankaja ao Antsiranana. Fantatra fa  mpilalao mpiasam-panjakana manodidina ny 7000 isa no tonga namaly ny antso sy mandray anjara amin’izany. Taranja 16 no handraisana anjara, ka rehefa nanomboka tamin’ny talata 8 oktobra teo ireo fifaninanana amin’ny taranja iombonana dia amin’ny 19 oktobra 2019 no hanatanterahana an’ireo lalao famaranana rehetra ary ny 20 oktobra 2019 no hatao ny  fanakatonana amin’ny  fomba ofisialy ny fifaninanana rehetra.

Ntsoavina Evariste

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT