- Talata 10 Septambra 2019
Sport.Cosafa Women U 17 – Maurice 2019 Ao amin’ny vondrona B no misy ny vehivavy Malagasy
Hotanterahina atsy amin’ny nosy Maorisy manomboka amin’ny 20 ka hatramin’ny 29 septambra izao ny fifaninanana baolina kitram-behivavy, ny Cosfa U 17.
Hamaky ny tohiny