Sport

Karate Malagasy Nahazo fiofanana tamin’i Me Allain Rajaonarison


  • Talata 15 Oktobra 2019

Mandalo eto an-tanindrazana ka nizara traikefa ho an’ireo mpikatroka eto an-toerana mba hampivoarana ny karate Malagasy, tao amin’ny kianja mitafon’ny ANS Ampefiloha nandritra ny 2 andro (sabotsy 12 sy alahady 13 oktobra 2019),

 

 

 

 i Me Allain Rajaonarison (Plus haut gradé amin’ny mpanao karate any Frantsa). Lehibe niisa 75 ary ankizy niisa 80 avy amin’ny « Style » Shotokan Ryu, Goju Ryu, Shito Ryu ary Wado- Ryu mpampiantrano avy eto  Antananarivo sy avy any Fianarantsoa ary avy any Betafo sy Mahitsy no nisitraka an’izany fanofananana fizarana traikefa izany. Nisy ihany koa ny fanadinana fampakarana grady tamin’izany ka 2 nahazo ny 1er Dan, 1 avy nahazo 2e sy 4e ary 5e Dan.

 

Ntsoavina Evariste

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT