Sport

Lalao Asief nasionaly any Antsiranana Nesorina ireo mpikarama an’ady sy manana licence


  • Zoma 18 Oktobra 2019

Mpikarama an’ady “mercenaires” niisa 32 no tratra nandray anjara amin’ny lalao Asief nasionaly tontosaina any Antsiranana ankehitriny,

 

 

 

hoy ny filoha nasionalin’ity rafitra ity Botosera Jean Aimé “Jhon Love” tafaresaka nivantana tamin’ny Tia Tanindrazana an-telefaonina omaly. Saika nahita azy ireo avokoa ny taranja hifaninanana aty Antsiranana, hoy izy, ka avy hatrany dia nandraisana fepetra nesorina tsy mahazo milalao intsony izy ireo. Nahita mpilalao manana “Licence” marobe ihany koa teo amin’ny taranja rugby afa-tsy ekipa 2 ihany koa dia voatery natsahatra tsy hifaninanana intsony ihany koa ity taranja ity . Izany no natao, hoy ity filohan’ny Asief ity, dia mba entina hilazana fa hatomboka aty amin’ny sehatry ny fanatanjahantena ny fanadiovana ny mpiasa mpanjakana eto Madagasikara.

 

Ntsoavina Evariste

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT