• Alarobia 18 Septambra 2019
Sport.Kick Boxing Malagasy Mpikatroka Analamanga 19 ho any Fianarantsoa

Mpikatroka kick Boxing 19 mianadahy “toutes catégories” (lahy 14 ary vavy 5) avy eto Analamanga no fantatra fa hihazo an’i Fianarantsoa

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 16 Septambra 2019
Sport.Basikety N1 A Lahy sy Vavy Tompondaka 2019 ny Gnbc Vaknà sy Sbbc Boeny

Ny ekipa lehilahin’ny Gnbc vaknà nandresy ny Cospn Analamanga 67-65 teo amin’ny famaranana sy ny ekipa vehivan’ny Sbbc Boeny nandresy ny Mb2All A/manga 53-52 no

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 16 Septambra 2019
Sport.Rallye « Tour de Tanà 2019 » Norombahin’i Fred sy Andry Tahina

Norombahin’i Ferd sy Andry Tahina nitondra Subaru Impreza N4 n° 12 ny fifaninanana rallye « Tour de Tanà »

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 16 Septambra 2019
Sport.Baolina kitra Afrikanina Fosa Juniors 0 -0 Tp Mazembe, Ts Galaxy Fc 1- 0 CNaPS Sport

Voatazon’ny ekipan’ny Tp Mazembe avy any Rdc Congo ady sahala 0-0, tao amin’ny kianja Rabemananjara Mahajanga omaly alahady 14

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 16 Septambra 2019
Sport.Mpilalaon’i Barea ao Azia Mamiratra sy misy antenaina

Miisa 2 sahady ankehitriny tamin’ireo lalao miisa 3 efa nataony ao anatin’ny tompondakan’i Arabia saodita eo amin’ny taranja baolina kitra, divizionina voalohany, ny baolina matin’ilay mpanafiky ny Barea, Carolus Andrea, miaraka amin’ny ekipany El Adhal.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 16 Septambra 2019
Sport.Rugby Tsinjakabe III Feno hipoka ny kianjaben’i Mahamasina

Tratra ny tanjona ary fahombiazana teo amin’ny lafiny rehetra no azon’ny orinasa SPC “Sports et Cultures” tarihan-dRakotomanalina (Vévé) tamin’ny fikarakarana ny hetsika Rugby Tsinjakabe III

Hamaky ny tohiny
FTT