• Alatsinainy 04 Novambra 2019
Sport.Basikety Iraisam-pirenena Tafita amin’ny dingana manaraka avokoa ny ekipa Malagasy

Nandresy fanindroany indray tamin’ny zoma 01 novambra 2019, teo amin’ny fifanintsanana CCCOI “Coupe des Clubs Champions de l'Océan Indien

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 04 Novambra 2019
Sport.Amboaran’ny Rugby maneran-tany 2019 Norombahin’ny Springboks Afrikanina Tatsimo fanintelony

Norombahin’ny Springboks Afrikanina Tatsimo ny amboara eran-tany “Webb-Ellis” eo amin’ny taranja rugby à XV.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 04 Novambra 2019
Sport.Amboaran’ny Rugby maneran-tany 2019 Norombahin’ny Springboks Afrikanina Tatsimo fanintelony

Norombahin’ny Springboks Afrikanina Tatsimo ny amboara eran-tany “Webb-Ellis” eo amin’ny taranja rugby à XV.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 31 Oktobra 2019
Sport.Basikety CCCOI vehivavy Montsan’ny SBBC Madagascar 98 – 29 ny FUZ'ELLIPSE Mayotte

Tsara fanombohana ny mpilalao basikety Malagasy SBBC eo amin’ny fiatrehana ny fifaninanana CCCOI

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 31 Oktobra 2019
Sport.Hazakazaka ho an’ny fandriampahalemana Miainga eny Ambohipo, mifarana eny Ambohimiandra

Mandalo eto Antananarivo amin’izao fotoana ireo mpandray anjara amin’ny hazakazaka mitondra lelafo ho an’ny fandriampahalemana antsoina hoe Sri Chinmoy Oneness-Home Peace Run.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 31 Oktobra 2019
Sport.Rugby à XV Hisy lalao rahampitso 01 novambra etsy Malacam

Nambaran’ny fikambanana FM2TR « Fikambanan’ny mpanabe sy ny Tena Tia Rugby » notarihan’ny filohany Randrianarisoa Rija tamin’ny mpanao gazety tetsy amin’ny kianjan’i Malacam Antanimena,

Hamaky ny tohiny
FTT