Satria nisy tamin’ireo ekipa mpandray anjara no efa avy niatrika ny andro faha-3 amin’ny fifaninanana rugby Top Gold 20-2019 ary nisy
ihany koa ireo tsy mbola niatrika an’izany dia voatery niaraka tamin’ny sabotsy 19 sy omaly alahady 20 oktobra ny fanatontosana ny andro faha-3 sy andro faha-4 araka ny vokatra azo :
Cosfa 61 – 27 Us Ikopa ; Jsta 15 -15 Vtma ; Cnaps rugby 33 – 17 Scb ; Tfa 22 – 20 Tfma ; Usa 27 – 36 Stm ; Fta 20 – 25 Ftba ; 3F5 15 – 22 XV Fa ; Ftm 59 – 25 3Fai Vaknà.
Ntsoavina Evariste
Tia Tanindrazana
Samia mijoro ho an'i Gasikara.